Vous êtes ici :

Mercredi 17 Décembre 2025

ombre

Lehilahy nodomina môtô – Torana tsy mahatsiaro tena

Nitrangana lozam-pifamoivoizana ny teny Andohatepenaka ny marain’ny talata teo.  Lehilahy 40 taona any ho any no torana tsy nahatsiaro tena rehefa nodomina môtô teny amin’iny toerana iny. Tsy fanajana ny hafaingana mpandeha avy amin’ilay kodiaran-droa no nahatonga ny loza.  Nirimorimo mafy ity môtô ity raha ny tatitra azo, ilay rangahy koa niampita tampoka ka tsy afaka niala azy intsony ilay mpamily izay nahatonga ny fahavoazana. Noho ny dona mafy be nahazo azy dia torana avy hatrany ilay lehilahy sady naratra mafy. Nentina teny amin’ny hopitaly avy eo mba hanaraka fitsaboana sahaza azy. Na dia eo aza ny fahavoazana nahazo ity lehilahy ity dia tsy misy ahiana ny amin’ny fahasalamany, hoy ny dokotera nandray azy. Efa mahatsiaro tena ihany koa ity farany tamin’ny fandalovanay teny amin’ny hopitaly.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre