67 ha – Ramatoa be maty nianjera tao amin’ny toeram-pidiovana
Ny tolakandron’ny alatsinainy tamin’ny 4 ora no nisehoan’izany teny amin’ny 67 ha. Ramatoa be 72 taona no maty rehefa nianjera tao amin’ny toeram-pidiovana.
Raha ny vaovao voaray dia ny mpanampiny no mampandro azy nefa tsy fantatra izay zava-niseho tao fa nianjara tampoka izy. Tsy fitandreman’ilay mpanampy ve no nahatonga izany ? Ilay ramatoa koa ngeza be. Tamin’ny fisehoan’ny tranga anefa dia tsy nentin’izy ireo avy hatrany tany amin’ny hopitaly ilay ramatoa be fa nasaina nitsotsotra tao an-trano ihany. Nony alina ny be anefa dia nanao krizy izy, izay vao taitra ny rehetra ary nitondra azy teny amin’ny Hjra saingy efa tara loatra. Efa mangana be daholo ny tanana tamin’ny fahatongavany teny. Fotoana fohy nahatongavana teny dia maty ity ramatoa ity.
Laurena Nany
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







